SERASERA SY FIFANDRAISANA
SERASERA
FANDAHARANA ANGLIKANA
Misy ireo fandaharana
fotoam-pivavahana Anglikana izay vokarin’ny Departemantan’ny Se
rasera (DSDA) eto anivon’ny Diosesy arahinao isaky ny Alahady amin’ireo fahitalavitra sy radio samihafa:
- 06:00 – Kultura TV

- 07:30-RNM

- 07:30 – MBS TV

- 09:00 – VIVA TV

Ho antsika izay tsy afaka nanaraka izany mivantana kosa dia afaka manaraka izany ao amin’ny chaîne YouTube sahanin’ny DSDA.
LANGHAM PREACHING 2026-ANTANANARIVO
14 Mai 2026-Notanterahina tao amin’ny IFLA Iavoambony ny 06 ka hatramin’ny 09 Mai lasa teo ny fiofanana « Langham Preaching » Niveau 1 sy 2...
Fanambarana avy amin’ny FFKM
30 Aprily 2026 - Fanambarana avy amin’ny FFKM tamin’ny alalan’ny Filohan’ny FFKM Mgr RANARIVELO Samoela Jaona, androany 30 Aprily 2026 teto Ambohimanoro.
Hafatra Paska 2026
Hafatra Paska avy amin'ny Evekan'ny Diosesy, Mgr RANARIVELO Samoela Jaona
FIFANDRAISANA
Évêché Anglican
Lot VK 57 TER Ambohimanoro
Antananarivo 101
E-mail: eemdanta@yahoo.com , eemdanta@diosesy-antananarivo.mg
Tel : (+261) 20 78 208 27 – 034 64 235 60
Ora fisokafan’ny birao:
Alatsinainy – Zoma (Ankoatra ireo andro tsy fiasana)
08:00 – 16:00