Fanabeazana sy Fanofanana

Ny diosesy dia manana ireo seha-panofanana ho an’ny fanompoana eo anivon’ny fiangonana, sy ny toeram-pianarana manokana momba ny mozika ary ireo sekoly maro ho an’ny fanabeazana ireo ankizy sy tanora.

Fanofanana teolojika

Fanabeazana

Vaovao samihafa

LANGHAM PREACHING 2026-ANTANANARIVO

14 Mai 2026-Notanterahina tao amin’ny IFLA Iavoambony ny 06 ka hatramin’ny 09 Mai lasa teo ny fiofanana « Langham Preaching » Niveau 1 sy 2...

Fanambarana avy amin’ny FFKM

30 Aprily 2026 - Fanambarana avy amin’ny FFKM tamin’ny alalan’ny Filohan’ny FFKM Mgr RANARIVELO Samoela Jaona, androany 30 Aprily 2026 teto Ambohimanoro.

Hafatra Paska 2026

Hafatra Paska avy amin'ny Evekan'ny Diosesy, Mgr RANARIVELO Samoela Jaona