Serasera sy fifandraisana
FANDAHARANA ANGLIKANA
Misy ireo fandaharana
fotoam-pivavahana Anglikana izay vokarin’ny Departemantan’ny Se
rasera (DSDA) eto anivon’ny Diosesy arahinao isaky ny Alahady amin’ireo fahitalavitra sy radio samihafa:
- 06:00 – Kultura TV

- 07:30-RNM

- 07:30 – MBS TV

- 09:00 – VIVA TV

Ho antsika izay tsy afaka nanaraka izany mivantana kosa dia afaka manaraka izany ao amin’ny chaîne YouTube sahanin’ny DSDA.
Vaovao samihafa
Komity Foibe FFKM Faha-47 sy Fihaonam-be
25/05/2026 - Nanatanteraka ny Komity Foibe faha-47 sy ny Fihaonam-be ho fanomanana ny Fikaonan-doham-pirenena ny teo anivon'ny FFKM ny 19 ka hatramin'ny 22 Mey 2026 lasa teo tetsy amin'ny FOFIKRI ILAFY...
Fiofanana PMEC-TearFund
19/05/2026 - Nosokafana omaly 18 Mey teo tao amin’ny IFLA Iavoambony, ary haharitra herinandro, ny fiofanana tarihin’ny ONG TEARFUND ho an’ireo solontena avy amin’ireo Distrika eto anivon’ny Diosesin’Antananarivo...