Serasera sy fifandraisana

FANDAHARANA ANGLIKANA

Misy ireo fandaharana

 fotoam-pivavahana Anglikana izay vokarin’ny Departemantan’ny Se

rasera (DSDA) eto anivon’ny Diosesy arahinao isaky ny Alahady amin’ireo fahitalavitra sy radio samihafa:

  • 06:00 – Kultura TV

  • 07:30-RNM
  • 07:30 – MBS TV
  • 09:00 – VIVA TV

 

Ho antsika izay tsy afaka nanaraka izany mivantana kosa dia afaka manaraka izany ao amin’ny chaîne YouTube sahanin’ny DSDA. 

 

Vaovao samihafa

Fitsidihan’ny avy amin’ny COE/WCC

25 Febroary 2026- Araka ny fampahafantarana natao dia tontosa soamantsara ny Alatsinainy 23 Febroary lasa teo, tao amin’ny EEM TRINITE MASINA AVARATRANJOMA, ny dinika niarahana tamin’i Rtoa Gracia Violetta Ross...

Ny faha-150 taonan’ny nahatongavan’ireo Misionera Anglikana voalohany

27 Mey 2024 — Fanompoam-pivavahana fanokafana ny fankalazana ny faha-150 taonan'ny nahatongavan'ireo Misionera voalohany teto Madagasikara dia natao ny Alahady faha-26 Mey, tao amin'ny EEM Santa Paoly Ambatoharanana.